Oroszország gyalázatos háborút folytat Ukrajna ellen.     Állj ki Ukrajnával!
  • Non/Disney Fandubs

    Anjarako [How Far I'll Go] • How Far I'll Go

    Featuring artist: Ny Aina Merryl
Ossza meg
Betűméret
Eredeti

Anjarako [How Far I'll Go] szöveg

Efa taona maro lasa izay
Nefa mbola eto aho
Mandinika ny lanitra
Na feon’iza na feon’iza miteny
Tsy reko intsony raha miantso ahy
Ny ranomasina
 
Na miezaka aho
Na mitolona aho
N’aiza n’aiza aleako
Hatrizao
Miverina amin’ilay toerana
Lay oe tsy azo aleha
 
Zava-miafina any ampita any
Miantso ahy
Ka izaho irery ve no tena mandre
Mba tahio sy tario aho ô rivotra
Mahery
Mba ahitako ilay anjarako miafina ampita iny
 
Ravoravo sy sambatra daholo
Ny mponin’ity Nosy ity
Afa-po sady manana ny andraikiny
Nefa mahatsiaro aho fa hafa no miandry ahy
 
Aiza no hitaritako anareo
Raha tsy misy aleha
Fa mijanona eo
Aoka fa voaiko ny lalana
Izay oe tsy azo aleha
 
Avelao aho anidina toy
Ilay trafo
Ka tsy fantatra oe aiza no tiany aleha
Fa miantso mafy fotsiny izy
Ato am-poko
Reko ilay hirany
Oe harao aho
Hanarak’azy aho
 
Zava-miafina any ampita any
Miantso ahy
Ka izaho irery ve no tena mandre
Mba tahio sy tario aho ô rivotra
Mahery
Mba ahitako ny anjarako
 

 

Hozzászólások